Entry | 1 fandatsana |
Root | 2 latsa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanesoana amin' ny fahoriana mahazo ny sasany na amin' ny fahavoazana mihatra aminy noho ny zavatra efa nandrarana azy, toa manao hoe akory izay |
Explanations in French |
5 [1.3#389] insulte, injure, outrage |
Examples |
6 Efa fandatsana anie izany, ny Andriana! [2.528#] 7 ary hataon' ny fahavalo rehareha sy fandatsana azy [2.587#] 8 Tsy fandatsana akory fa olombelona ka mety hosalakafa [1.381#] |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word fandatsana |
Updated on 2024/12/11 |