|
|
|
|

Entry1  latsaka babay, tonga babay
Elementary words  2  latsaka, tonga, babay
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.10] Kilalaon' ankizy izay manipy zavatra eny an-tanany hisavoana dia tantazany tsy ho latsaka sady ataony hoe: "Latsaka i babay, tonga i babay". (Sarina tanisa).
Explanations in French  5  [1.3] Nom d'un jeu d'enfants consistant à laisser choir quelque chose de la main et à le ressaisir dans la chute. On dit en jouant : Latsaka babay, tonga babay (Babay tombe, babay remonte)
Vocabulary  6  Game
Other spellings  7  latsakaibabaytongaibabay

Updated on 2024/12/12