Entry | 1 lefahina |
Root | 2 lefaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao tonga milefitra; ketrahina: Azo lefahina amin' ny fanafody ny aretina sasantsasany / Aza lefahina ny tady 5 Atao tonga adala [1.1] |
Explanations in English |
6 to be bent [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on plie, qu'on rend souple [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 felahany, halefany, hifanela, hifelana, hilefana, lefahina |
Updated on 2020/07/31 |