Entry (1/2) | 1 lefaka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Misy fahasimban-tsaina, adaladala miteniteny foana na misentosento 4 [1.78] [Sihanaka] adaladala |
Explanations in French |
5 [1.3] dont le cerveau est détraqué; insensé, passioné, fou d'amour, fou |
Examples |
6 nefa raha tsy olona lasan-ko adala aho ary handroso ho lefaka, dia hanome tsiny havana hody va? [2.69] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 8 lefaka |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Halefolefo, tsy fihenjanana. |
Explanations in French |
11 [1.3] souplesse, flexibilité, simplicité, douceur |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/21 |