Entry | 1 malefaka |
Root | 2 lefaka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mora alefitra, mora milefitra: Malefaka erỳ ny tanan-jazakely Malemilemy: Feo malefaka Malemy paika: Malefaka tsy mba miriadriatra Rangahy iny Tsy misy heriny firy: Zavapisotro malefaka |
Explanations in English |
5 [1.7] pliant, supple; easy going, gentle not too strong (of beverages) |
Explanations in French |
6 [1.8] souple; calme pas trop fort (se dit des boissons) |
Examples |
7 hazo malefaka koa ny andrarezina. [2.69] 8 hoy ny feony malefaka toy ny bitsibitsika. [2.529] 9 Nitodika azy ilay lahiantitra sady nitsiky malefaka. [2.5] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word malefaka |
Anagrams | 24 falamake, malefaka |
Updated on 2023/01/20 |