|
|
|
|

Entry1  manalefaka
Root  2  lefaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mampahatonga malefaka, mora alefitra: Atao anaty rano ny hazo hanalefaka azy
5  Mampitony, manaketraka: Manalefaka ny alaheloko ny tenin' ny raiko
6  Mampihena: Manalefaka ny hainandro ny ranonorana [1.1]
Explanations in English  7  to make supple; to calm; to make easier [1.7]
Explanations in French  8  rendre souple; calmer; diminuer la force ou la sévérité de [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Updated on 2023/01/20