Entry | 1 lefakozatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Anaran-kafa ilazana ny poliomielita |
Examples |
4 [2.424#] Ny zaza lasa malemin'ny lefakozatra dia tokony mihinana sakafo be otrikaina ary manao fanatanjahan-tena mba hanatanjahana ireo hozatra tavela. |
Vocabulary |
5 Health |
Elementary words | 6 lefaka, hozatra |
Synonyms | 7 poliomielita |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |