Entry | 1 poliomielita |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [polimielita] Aretina avy amin' ny virosy iray izay mamely ny sala mpampihetsika eo amin' ny tendron' ny tsokan-damosina ka mety hahatonga fahalemen-drantsambatana, indrindra ny rantsambatana ambany; lefakozatra [1.1] 4 [pôliômelita] lefakozatra [1.13] |
Explanations in French |
5 poliomiélite [1.13] |
Vocabulary |
6 Health |
Synonyms | 7 lefakozatra |
Updated on 2022/01/19 |