|
|
|
|

Entry1  lefakozatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anaran-kafa ilazana ny poliomielita
Examples  4  [2.424#] Ny zaza lasa malemin'ny lefakozatra dia tokony mihinana sakafo be otrikaina ary manao fanatanjahan-tena mba hanatanjahana ireo hozatra tavela.
Vocabulary  5  Health
Elementary words  6  lefaka, hozatra
Synonyms  7  poliomielita

Updated on 2024/12/10