Entry | 1 levilevy |
Root | 2 levy |
Part of speech | 3 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
9 Teny lava atao ho fitezeran' olona ambany fifehezan' ny tena nahavita hadisoana [1.1] |
Explanations in English |
10 threats, scolding [1.7] |
Explanations in French |
11 réprimande [1.3#403] 12 menaces, réprimandes [1.8] |
Examples |
13 levilevy sy tosi-tanana no mampiraparapa sy mandronjona azy. [2.470#] 14 Ny sasany kosa indray toa miandry ny hahazoako kapoka sy levilevy avy amin' ilay mpampiasa raha vao misaraka amin' ny Senegaly aho. [2.643#] |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word levilevy |
Anagrams | 16 levilevy, velively |
Updated on 2023/01/20 |