Entry | 1 mandevilevy |
Root | 2 levilevy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mangotraka: Efa mandevilevy ny rano ka arotsahy amin' izao ny vary 5 Miontanontana izaitsizy (na alahelo na hatezerana): Nandevilevy ny foko tamin' ny fatin' ny zokiko 6 Mananatra na maniny olona amin' ny hadisoana nataony na ny tsy fanaovany adidy tokony honataony: Nandevilevy azy daholo ny manodidina tamin' ny nanafenany an' ilay mpangalatra 7 Mandrahona manao teny mahery noho ny hatezerana: Nandevilevy azy mafy rainy [1.1] |
Explanations in English |
8 to threaten, to scold [1.7] |
Explanations in French |
9 gronder, gourmander [1.8] |
Examples |
10 Fa tonga vereza faty, Ka mandevilevy ny àty. [1.437#] |
Morphology |
|
Anagrams | 15 lendemivavy, mandevilevy |
Updated on 2023/01/20 |