|
|
|
|

Entry1  mandevilevy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mangotraka: Efa mandevilevy ny rano ka arotsahy amin' izao ny vary
Miontanontana izaitsizy (na alahelo na hatezerana): Nandevilevy ny foko tamin' ny fatin' ny zokiko
Mananatra na maniny olona amin' ny hadisoana nataony na ny tsy fanaovany adidy tokony honataony: Nandevilevy azy daholo ny manodidina tamin' ny nanafenany an' ilay mpangalatra
Mandrahona manao teny mahery noho ny hatezerana: Nandevilevy azy mafy rainy
Explanations in English  4  [1.7] to threaten, to scold
Explanations in French  5  [1.8] gronder, gourmander
Examples  6  [1.437#] Fa tonga vereza faty, Ka mandevilevy ny àty.
Root  7  levilevy
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  lendemivavy, mandevilevy

Updated on 2025/01/21