|
|
|
|

Entry1  loahana
Root  2  loaka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Asiana loaka; asiana hirika, lavaka: Noloahan' ny voalavo ny tsihy [1.1]
Explanations in English  5  to have a hole made in it. cf.lavaka [1.7]
Explanations in French  6  qu'on troue [1.8]
Examples  7  Rehefa izany dia loahana intelo amin' ny lefona ny voatavo arivolahy. [2.508#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  ahalano, aholaña, analaho, haolàña, loahana

Updated on 2024/01/12