|
|
|
|

Entry1  loholona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.10#L.354] (tokony ho loh' olona no fanoratana azy nefa efa raikitra mihitsy ny manambatra azy ho teny iray) olona lehibe efa mato-tsaina, tsara toetra eo amin' ny tany ama-monina, mahatoky ary hendry amin' ny fanaovan-draharaha sy amin' ny fitondrana olona, ka to teny sy hajaina eo amin' ny tanàna sy ny fokonolona. Ny tena anjara toerany dia ny mitarika ny fivoriana fiaraha-mihevitra ny raharaham-panjakana sy ny raharaham-pokonolona, ny mandrindra sy mandamina y fifanolanana eo amin' ny fianakaviana na ny mpiray fileovana, ny mitarika ny adidy amana asa fanasoavam-bahoaka, na ny momba ny vola izany na ny asa-tena atao...
4  [1.1] Fitambaran' ireo lehibe mpikarakara (izay atao koa hoe Ray aman-dreny) ao amin' ny fokonolona na fiangonana
5  [1.13] fitambaran'ireo zokiolona to teny eo amin'ny fokonolona
Explanations in French  6  [1.13] patriarche, sages du village, notables
sénateur
Examples  7  [2.588#] Ny ray aman-dreny sy ny loholona no tompon'adidy amin'ny.
8  [2.113#35] Isam-bohitra koa anefa dia nisy vadintany sy loholona nitondra ny Fokonolona.
9  [2.895#112] Izahay ihany, hoy ilay letrezana izay fantany tsara fa an'ny loholona tao an tanàna.
Vocabulary  10  Politique
Root  11  loha, olona
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word loholona
Article  14  Randzavola: loholona ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/07