|
|
|
|

Entry1  loterana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.62#681] sokajin-kristianina protestanta manaraka ny foto-pampianaran' i Lotera
Examples  4  [2.356] Ny sekoly sy ny faritany loterana dia niantso na nanasa matetika ahy.
5  [2.606] Notezaina tamin' ny finoana katolika sy loterana izy ireo nandritra ny fahazazany sy fahatanorany.
Vocabulary  6  Religions, Beliefs

Anagrams  7  loterana, naelatro

Updated on 2025/01/21