Entry | 1 lova |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Vola na fananana navelan' ny ray aman-dreny ho an' ny zanany: Nahazo lova be izy 4 Toetra, aretina nafindran' ny ray aman-dreny na ny razana tamin' ny taranany: Hatsaram-panahy no hany lovany tamin' ny ray aman-dreniny. [1.1] |
Explanations in English |
5 an inheritance [1.7] |
Explanations in French |
6 héritage [1.8] |
Examples |
7 Ireny no lova sarobidy avy amin' ny razana. [2.445] 8 ny ray aman-dreny masi-mandidy amin'ny lova; [2.508] |
Derivatives |
|
Analogs | 14 lovabe |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word lova |
Article |
24 Randzavola: lova ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 25 lavo, lova, valo, vola |
Updated on 2023/10/07 |