Entry |
mandova
(lova)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mahazo harena na fananana navelan' ny ray amandreny: Nandova be io tovolahy io saingy nolanilaniny foana [1.1]
|
Explanations in English | To inherit [1.7]
|
Explanations in French | Hériter; hériter de [1.8]
|
Examples | Izay mampidi-doza amin'ny ankohonany dia mandova ny rivotra;
[2.996]
|
Morphology |
Present : |
mandova |
Past : |
nandova |
Future : |
handova |
Imperative : |
mandovà |
|
|
Entry |
mandovà
(lova)
|
Part of speech | imperative of active verb mandova
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
|
Entry |
mandova
(lo)
|
Part of speech | imperative of active verb mandò
|
Explanations in French | [1.3]
|
|