|
|
|
|

Entry1  madera
Root  2  dera
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Teny ilazana zavatra manaitra ny maso amin' ny loko marevaka ananany na ny toerana avo misy azy: Madera erỳ izany akanjonao izany
Explanations in English  5  [1.2] conspicuous, prominent
6  [1.7] prominent, showy
Explanations in French  7  [1.3] éminent, bien en vue, remarquable
8  [1.8] bien visible, agréable à voir, bien en vue
Examples  9  Nifangaro teny ny ranombalahy antitra, asan-tamotamo, jaky mena, volon-daoranjy madera, fo mivaivay. [2.499]
Proverbs  10  Proverbs containing the word madera

Updated on 2023/01/20