Entry | 1 madera |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny ilazana zavatra manaitra ny maso amin' ny loko marevaka ananany na ny toerana avo misy azy: Madera erỳ izany akanjonao izany |
Explanations in English |
4 [1.2] conspicuous, prominent 5 [1.7] prominent, showy |
Explanations in French |
6 [1.3] éminent, bien en vue, remarquable 7 [1.8] bien visible, agréable à voir, bien en vue |
Examples |
8 [2.499] Nifangaro teny ny ranombalahy antitra, asan-tamotamo, jaky mena, volon-daoranjy madera, fo mivaivay. |
Root | 9 dera |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word madera |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |