Entry (1/2) | 1 mahabibo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] [Sakalava]
Karazankazo izay ny voany fanao amin' ny tombokavatsy mba hahamainty azy 4 [1.62] (Anacardium occidentale) hazo fonentana, lava misandrahaka ny sampany, lehibe sady mafy toto ny raviny, mavo manopy mena ny voany. Avy any Amerika atsimo ary dia niitatra any amin' ny ankamaroan' ny faritra tropikaly. Ny Arabo no nampiditra azy teto Madagasikara tamin' ny taonjato faha-18, any amin' ny faritra atsinanana sy any avaratra andrefana mafana sy mando no be azy... |
Explanations in English |
5 [1.7] the cashew tree; its nut |
Explanations in French |
6 [1.19] [Tankarana]
anacardier, produit la noix de cajou koroso 7 [1.8] l'anacardier; sa noix 8 [1.196] (déformation fréquentes de mabibo). Anacardium occidentale L. (Anacardiaceae). Arbre d'origine américaine, diffusé dans tout l'Océan Indien par les navigateurs portugais. [Sakalava] |
Vocabulary |
9 Botany |
Other spellings | 10 mabiba, mabibo, mahabiba |
Synonyms | 11 koroso |
Toponyms |
|
Scientific name |
|
Entry (2/2) | 14 Mahabibo |
Elementary words | 15 mahabibo |
Part of speech | 16 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
17 Geography: towns |
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/21 |