Entry | 1 mahafadiranovana |
Root | 2 fadiranovana |
Part of speech | 3 adjective |
Examples |
4 Ary izay marary tsaroako izay, miampy ny fanahiana aman-tebiteby eo am-piandrasana, dia hahafadiranovana ahy isaky ny hotsindronina. [2.4] 5 Aretina mamely ny tanora loatra, mahafadiranovana ny lazondazony, ary misangisangy ny antitra aza, ka tsy maintsy reseko. [2.499] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |