Entry | 1 mahafadiranovana |
Part of speech | 2 adjective |
Examples |
3 [2.4] Ary izay marary tsaroako izay, miampy ny fanahiana aman-tebiteby eo am-piandrasana, dia hahafadiranovana ahy isaky ny hotsindronina. 4 [2.499] Aretina mamely ny tanora loatra, mahafadiranovana ny lazondazony, ary misangisangy ny antitra aza, ka tsy maintsy reseko. |
Root | 5 fadiranovana |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |