Entry | 1 maharenina |
Root | 2 renina |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mahatonga harenina Teny entina mandidy mba hangina tsy hitabataba: Maharenina, rankizy a! (maharenina ny saina ny tabataba ataonareo ka aoka izay! ) |
Explanations in English |
5 [1.7] deafening |
Explanations in French |
6 [1.3] qui rend sourd, qui fait un vacarme assourdissant ennuyeux, importun Ce mot sert aussi d'impératif et signifie : Tais-toi (parce que tu assourdis) 7 [1.8] assourdissant 8 [1.5] silence! |
Examples |
9 Nisafotofoto tamin' izay ny zava-boahary, fa injany ny fisiokan' ny fanitso nentin' ny rivotra sy ny fidaboky ny trano nianjera no toy ny kotro-baratra akaiky, tsy manam-pijanonana sady mitovy tantana maharenina. [2.5] |
Anagrams | 10 hanaremany, maharenina, namerahany |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |