Entry | 1 mahasolo |
Root | 2 solo |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in French |
5 Qui peut remplacer, compenser [1.3#624] |
Examples |
6 Ny hafanan' ny milina dia mahasolo azy. [2.117#72] 7 Rehefa lehibe hianao vao tena mahasolo ny ataoko. [2.332#17] 8 Zanakareo ireo ka aoka homentsika azy izay ilainy, sao tsy mahasolo anareo any aoriana any. [2.113#40] |
Anagrams | 9 hamolosa, mahasolo |
Updated on 2023/01/20 |