Entry | 1 mahasolo |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] |
Explanations in French |
4 [1.3#624] Qui peut remplacer, compenser |
Examples |
5 [2.117#72] Ny hafanan' ny milina dia mahasolo azy. 6 [2.332#17] Rehefa lehibe hianao vao tena mahasolo ny ataoko. 7 [2.113#40] Zanakareo ireo ka aoka homentsika azy izay ilainy, sao tsy mahasolo anareo any aoriana any. |
Root | 8 solo |
Anagrams | 9 hamolosa, mahasolo |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |