Entry | 1 mahatsikaritra |
Root | 2 tsikaritra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Sendra mahita, mahatsipalotra: Nahatsikaritra andRasoa aho tany an-tsena [1.1] |
Explanations in English |
5 to perceive at a rapid glance [1.7] |
Explanations in French |
6 apercevoir instantanément [1.8] |
Examples |
7 Ny Menamaso alefan-dRakoto koa matetika hitsikilo ny fampinomana, ka nony mahatsikaritra ireny ny mpampinona, dia nikendry tsara tsy hahafaty olona. [1.437#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |