Entry | 1 tsikaritra |
Part of speech | 2 participle |
Explanations in Malagasy |
3 Sendra hita, hita miserana, mitsipalotra. [1.1] |
Explanations in French |
4 vu rapidement, aperçu un instant [1.3] |
Examples |
5 Ela vao tsikaritro fa tsy izaho irery no variana [2.4] 6 Nony nandalo daholo ireo mpamandrika tsiriry , izy irery no tsikaritr' I Bory fambola tsy niseho. [2.472] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Anagrams | 12 sikitratra, tsikaritra |
Updated on 2022/09/05 |