Entry | 1 maimbo raikona |
Elementary words | 2 maimbo, raikona |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny fofon' ny taolana na tandroka voadotra afa-baraka enti-milaza toerana andrenesana fofon-javatra may |
Examples |
5 maimbo raikona eran'ny trano! [1.223] 6 Raha miara-monina amin'ny malahelo, aza dia manao maimbo raikona loatra fa malahelo ny miara-monina. [2.298] 7 maimbo raikona noho ny fatim-bolo nodorana no nanampy ny fofon-tsetroka tao an-trano, ary ny zanany mitentina arina no tsinjony mitokelakelaky ny hehy eo ampofoan-dreniny. [2.470] |
Updated on 2024/12/07 |