Entry (1/3) | 1 maimbo |
Root | 2 imbo |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Ratsy fofona, mamoaka fofona mankandoa: Maimbo itỳ atody itỳ izany [1.1] |
Explanations in English |
5 stinking [1.2] 6 stinking [1.7] |
Explanations in French |
7 puant [1.3#418, 1.8, 1.196, 1.405] 8 qui répand une mauvaise odeur [1.3#418] 9 qui répand une odeur forte, généralement désagréable (mais il y a des grandes variations, y compris d'une région à l'autre de Madagascar, sur ce qu'on estime sentir bon ou mauvais) [1.196] |
Examples |
10 Tsy maimbo akory, fa mamoavary. [2.499#41] 11 miaraka amin' ny mpanjono maimbo lanin-toho. [1.437#] 12 Aty anaty lava-tany maimbo no ametrahany ahy! [2.357#] 13 raha maimbo efa ho alina, alevina alakamisy sy alahady raha folaka ny andro. [2.48] |
Derivatives |
|
Analogs | 18 mamofona, mafaraka, mavao, mavingo, malany, many, masiso, mavoroka, mantsina, mangidy, mangeroka, mahavaky trano |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Entry (2/3) | 30 maimbo |
Part of speech | 31 adjective |
Explanations in Malagasy |
32 Afa-baraka: Maimbo amin' ny tany ama-monina izy [1.1] |
Explanations in English |
33 dishonored [1.7] |
Explanations in French |
34 déshonoré [1.3#418, 1.8] |
Analogs | 35 afa-pofona, afa-boninahitra, maimbo tsikahonkahona |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 37 maimbo |
Part of speech | 38 noun |
Explanations in Malagasy |
39 lolo, angatra [Sihanaka]
[1.78] |
Proverbs | 40 Proverbs containing the word maimbo |
Anagrams | 41 iombam, maimbo, mamboy, miomba, miombà, ombaim |
Updated on 2023/01/20 |