Entry (1/2) | 1 mamofona |
Root | 2 fofona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandefa fofona, mitera-pofana: Mamofona ny tany mando 5 Maimbo: Mamofona itỳ hena itỳ fa efa nialina andro [1.1] |
Explanations in English |
6 to smell bad [1.7] |
Explanations in French |
7 sentir mauvais [1.8] |
Examples |
8 ary raha miaraka amin' ny ferena dia ny tsara fanahy avy no mamofona [2.436#] 9 mamotsibotsy ny voankazo na mamofona ny zava-maniry satria mamony tsy misy orana [2.285#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 14 mamofòna |
Root | 15 fofona |
Part of speech | 16 imperative of active verb mamofona [Full list] |
Anagrams | 17 amofonam, fanomamo, mamofona, mamofòna, namofoam |
Updated on 2023/01/20 |