Entry | 1 fofona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vokatry ny fandrenesan' ny orona avy amin' ny poti-javatra faran' izay kitika kely tsy hita-maso izay miala avy amin' ny zavatra iray ka entin' ny rivotra ary tonga mikasika ny hozatra manify manemitra ny aty orona: Misy fofon-javatra io izany Etona: Misy fofon-tany midofaka eto izany Hamanitra na hamaimbo: Mandraraka ny fofon' ireo vonindraozy ireo Laza soa na laza ratsy: Mandre fofondratsy momba anao aho ~ Vao nandre ny fofony ny fahavalo dia riatra nandositra |
Explanations in English |
4 [1.7] an odor |
Explanations in French |
5 [1.8] odeur, vapeur 6 [1.196] [Merina] L'odeur des fleurs, leur parfum. « Mandraraka ny fofon'ireo vonindraozy ireo », « l'odeur de ces roses embaumes l'air » (Malzac). Pour les odeurs désagréables et naturelles, on dit maimbo. Par contre, on emploie fofona pour les produits chimiques, artificiels, même s'ils sentent mauvais : ex. fofon'ny amoniaka. Dans ce cas, pour une substance chimique telle que le scatol, on dira même fofompivalanana, « odeur d'excrément », parce qu'il s'agit d'un produit artificiel. |
Examples |
7 tsy fofona maimbo manahirana ny aty, nefa mahafenofeno izaitsizy [2.470] 8 Loza ny fofona, namonto ny fitafiany sy ny tenany ny nana avy amin' ilay zaza maty [2.472] |
Vocabulary |
9 Botany |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 26 Proverbs containing the word fofona |
Anagrams | 27 |
Updated on 2025/01/21 |