|
|
|
|

Entry1  fofon' aina
Elementary words  2  fofona, aina
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] rivotra mivoaka amin' ny oron' ny olona na biby, avy manadio ny ra ao amin' ny havokavony ka matetika fanamarinana fa mbola velona misy aina ilay izy
Explanations in English  5  [1.2][fofon-aina] The breath; lit. the breath of life.
Examples  6  ka raha sofiny hianao mba tandrony aho
raha mikopaka hianao mba mihodina aho
raha manao fofonaina mifanerana hianao
[2.131]
Vocabulary  7  Biology
Compound words 

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21