|
|
|
|

Entry1  masiso
Root  2  siso
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ratsy fofona, maimbo, enti-milaza indrindra ny sakafo ela nitoerana ka misy fofona ary toa marikivy
Jereo maimbo
Explanations in English  5  [1.7] fermented, rotten
Explanations in French  6  [1.8] fermenté, pourri
Examples  7  Iny sakafo nentina ho azy ny asabotsy iny indray, dia mangahazo lena masaka nentina tamin' ny lakana ary efa masiso. [2.472]
Proverbs  8  Proverbs containing the word masiso

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21