Entry | 1 mantsina |
Root | 2 hantsina |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Sihanaka]
[mantsiña] maimbo 5 [1.1] Ratsy fofona aoka izany toy ny fofona lamokan' atody vaky jereo maimbo |
Explanations in English |
6 [1.2] stinking offensively. For derivatives see under mantsina. 7 [1.7] stinking |
Explanations in French |
8 [1.8] puant 9 [1.196] puant, à odeur nauséabonde |
Examples |
10 Misy koa anefa toerana mantsina be. [2.442] 11 Ny làlana sarotra, ny fitana lalina, ny ala mantsina, tsy mampahavoroka ny avokavoka fa na dia ny fanahy aza! [2.270] |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word mantsina |
Anagrams | 19 |
Updated on 2025/01/21 |