|
|
|
|

Entry1  makadiribe
Elementary words  2  makadiry, be
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Be vatana, vaventy: Bibilava makadiribe
Ngezabe, goaibe
Lehibe, malalaka: Hataoko inona itỳ akanjo makadiribe itỳ?
Examples  5  ireto trano vato sy trano biriky tany sy biriky tanimanga makadiribe manerana ny tanàna ankehitriny dia tsy hita teto tamin' izany. [2.649#]
Synonyms  6  makadiry

Updated on 2024/12/10