|
|
|
|

Entry1  makadiribe
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Be vatana, vaventy: Bibilava makadiribe
Ngezabe, goaibe
Lehibe, malalaka: Hataoko inona itỳ akanjo makadiribe itỳ?
Examples  4  [2.649#] ireto trano vato sy trano biriky tany sy biriky tanimanga makadiribe manerana ny tanàna ankehitriny dia tsy hita teto tamin' izany.
Elementary words  5  makadiry, be
Synonyms  6  makadiry

Updated on 2024/12/10