|
|
|
|

Entry1  malaza ratsy
Elementary words  2  malaza, ratsy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1#563] Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza", saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny mpamaritra milaza toetra hoe ratsy
Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ
Examples  5  Ny amiana dia karazan-kazo malaza ratsy ho mahavoa ny habokana [2.313#131]
6  ny fianakaviana mipetraka amin' ny fonenana mikororosy fahana sady malaza ratsy [1.369]

Updated on 2024/12/07