Entry | malaza (laza) | ||||||||
Part of speech | adjective | ||||||||
Explanations in Malagasy | Fantatran'olona betsaka hatraiza hatraiza:
Olo-malaza eto amin'ny faritany Ingahy Rabehevitra Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza", saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny mpamaritra milaza toetra hoe ratsy: Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ [1.1] | ||||||||
Explanations in English | Renowned; notorious [1.2] | ||||||||
Explanations in French | Célèbre [1.3, 1.5] | ||||||||
Renommé, fameux [1.3] | |||||||||
Réputé, animé [1.5] | |||||||||
Examples |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Phytonyms |
| ||||||||
Hyponyms | |||||||||
Toponyms |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word malaza | ||||||||
Anagrams | malaza, zamala |
Updated on 2023/08/11 |