|
|
|
|

Entry (1/3)1  mamalana
Root  2  valana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandefa hanaraka ny rano: Mamalan-drano ny ondana niondanan' ny maty ny olona, mba ho lasany any ny ratsy rehetra!
Mandroaka, mampihataka lavitra: Misy mihitsy didy mamalana ny biby mpanimba voly lavitra ny fonenan' ny olona
Manisy fampandairan-doko amin' ny lamba; maneza: Mamalana lamba landy
Mandiso ny feon-kira izay manjary mitambororotra: Aza avela hihira ireo ankizy ireo fa mamalan-kira
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Compound words 

Entry (2/3)10  mamalàna
Root  11  valana
Part of speech  12  imperative of active verb mamalana [Full list]

Entry (3/3)13  mamalana
Root  14  falana
Part of speech  15  active verb
Explanations in English  16  [1.2] [Provincial] to follow by some other road, to follow on the other side; to go to the other side of a tree for the purpose of chopping it down after one side has been hewn

Anagrams  17 

Updated on 2025/01/21