Entry | mamaoka (faoka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manadio amin' ny fampandalovana lamba eo amboniny: Mamaoka vilia [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To wipe [1.2, 1.7] | ||||||||
Explanations in French | Essuyer [1.8] | ||||||||
Examples | ka mitana anay hianao dia tsara mamaoka anay hianao dia tsy manan-tsiny.
[2.587] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | mamaoka, mamoaka |
Updated on 2023/01/20 |