Entry | 1 mamaoka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manadio amin' ny fampandalovana lamba eo amboniny: Mamaoka vilia |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] to wipe |
Explanations in French |
5 [1.8] essuyer |
Examples |
6 [2.587#] ka mitana anay hianao dia tsara mamaoka anay hianao dia tsy manan-tsiny. |
Root | 7 faoka |
Morphology |
|
Anagrams | 12 mamaoka, mamoaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |