Entry (1/2) | 1 mamarana |
Root | 2 farana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mamita, manapitra, manisy farany: Izaho no namarana ny kabary anikeheo 5 Manala ny romoromo: Efa namarana ny tsihy ve ianao 6 Mampitovy tantana: Mamarana ny faharam-biriky [1.1] |
Explanations in English |
7 to cut the edges, to smooth, to make a straight edge or border. [1.2] 8 to bring to an end, to conclude [1.7] |
Explanations in French |
9 terminer, conclure [1.8] |
Examples |
10 Izany no fanao mamarana ny mandrimandrin-jiro. [2.245#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 15 mamaràna |
Root | 16 farana |
Part of speech | 17 imperative of active verb mamarana [Full list] |
Anagrams | 18 amaranam, anamaram, anaramam, mamarana, mamaràna, manamara, manaramà, manarama |
Updated on 2023/01/20 |