Entry (1/2) | 1 mamarina |
Root | 2 varina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manosika am-pidinana, manjera: Nitetika hamarina an-tevana an' Imboasalama zanak' anabaviny Andrianjafy, ka izany no nahatonga ilay fitenenana: "anadahin-dreny mamarina an-kady" 5 Mandefa any an-tsiraka, any am-pita: Lasa namarina omby any Toliara izy [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 10 mamarina |
Root | 11 vary |
Part of speech | 12 imperative of active verb mamary [Full list] |
Explanations in Malagasy |
13 manomboha! [Tambahoaka]
[1.78] |
Anagrams | 14 amarinam, amiranam, mamarina, mamirana, namairam |
Updated on 2023/01/20 |