Entry | 1 mambotry |
Root | 2 botry |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manao izay hampahantra: Hambotry ny rahalahiny no tetik' io zazalahy io Mandany izay ananana: Tsy tsara ny mambotry ny ray aman-dreny |
Morphology |
|
Other spellings | 9 manabotry |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mambotry |
Updated on 2024/12/12 |