|
|
|
|

Entry1  mambotry
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manao izay hampahantra: Hambotry ny rahalahiny no tetik' io zazalahy io
Mandany izay ananana: Tsy tsara ny mambotry ny ray aman-dreny
Root  4  botry
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Other spellings  9  manabotry
Proverbs  10  Proverbs containing the word mambotry

Updated on 2024/12/12