Entry | 1 mamely |
Root | 2 vely |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mikapoka: Namely ny zanako tamin' ny tehina ianao 5 Manisy: Mamely totohondry ahy izy 6 Mahavoa, mampitondra faisana na fahavoazana: Namely ny tranon-dakolosy ny varatra omaly hariva / Namely mafy tokoa ny fofoka tamin' ity taona 7 Mahavoa, mahatratra: Mamely ny tsara fanahy sy ny ratsy fanahy ny fahafatesana 8 Misovoka, mananika: Mamely tampoka ny fahavalo ka aoka ho malina mandrakariva 9 Manindrona, mandevilevy: Namely ahy mafy iny teniny iny 10 Manaratsy: Namely ahy tao amin' ny gazetinao ianao 11 Manohitra: Mamely ny fivavahana io gazety io [1.1] |
Explanations in French |
12 battre, donner des coups: Aza mamely azy tahaka izany (Ne le battez pas de la sorte) ~ Namely totohondry azy izy (Il lui a donné un coup de poing 13 travailler de toutes ses forces, faire avec ardeur, attaquer fortement en paroles: Namely asa tokoa izahay androany (Nous avons travaillé tout de bon aujourd’hui) ~ Namely fatratra izy tamin’ ny fihinanana (Il a vraiment bien mangé, il s’en est bien donné au repas) ~ Namely fatratra izahay tamin’ ny dianay (Nous avons bien marché dans notre voyage) ~ Namely ahy mafy tamin’ ny teniny izy (Il m’a attaqué fortement dans ce qu’il a dit, il m'a réprimandé fortement) [1.3#823] |
Examples |
14 ary ny mosary koa mamely isam-pahavaratra. [1.436#] 15 ka manomboka mamely, ivohony, ny fahavalo. [2.270#] 16 Isan'izay mahagaga indrindra ity parasy mamely mafy ity. [2.59#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 25 Proverbs containing the word mamely |
Anagrams | 26 amelim, malemy, mamely, milame |
Updated on 2023/06/05 |