Entry | 1 mamendrofendro |
Root | 2 fendrofendro |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao izay hampitombo alahelo, hampitomany, hahatonga hifararemotra: Tsy tonga hamendrofendro anareo izahay, tompoko, fa hampiseho ny fiarahanay miory aminareo mianakavy [1.1] |
Explanations in English |
5 to vex, to incite, to scoff at, to try to make one weep. [1.2] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |