|
|
|
|

Entry1  mamendrofendro
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manao izay hampitombo alahelo, hampitomany, hahatonga hifararemotra: Tsy tonga hamendrofendro anareo izahay, tompoko, fa hampiseho ny fiarahanay miory aminareo mianakavy
Explanations in English  4  [1.2] to vex, to incite, to scoff at, to try to make one weep.
Root  5  fendrofendro
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2024/12/11