|
|
|
|

Entry1  mamery
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mahatonga ho very ny zo maha-olona afaka: Namery azy mianakavy ilay volan' olona tsy voaloany
Mahavoa, mampahantra: Hamery anao lahy io fanaovanao antsirambina lava mahazatra anao ira
Explanations in English  4  [1.7] to ruin; to sell into slavery
Explanations in French  5  [1.8] réduire en esclavage, ruiner
Examples  6  [2.649#] Izay mamery ny ainy noho ny Amiko dia hahazo azy.
7  [2.643#] Fantatra tsotra izao fa tsy raharaha maika akory ilay nanirahany, saingy hoenti-mamery dia ahy fotsiny.
Root  8  very
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word mamery

Updated on 2025/01/08