|
|
|
|

Entry (1/2)1  very
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy hita izay misy azy, tsy hita izay nalehany: Very ny peniko (izay atao koa hoe: Veriko ny peniko, na Very penina aho) ~ Very ny ondrinay
Lany amin' ny tsinontsinona, amin' ny tsisy antony: Very foana lahy ny androko! ~ Very maina ny hasasarako
(taloha) Nandevozina, nesorina ny zo maha-olona afaka azy: Vary izy mianakavy fa tsy nahaloa ny volan' olona
Voaheloka ho any amin' ny afobe: Ho very izay tsy mibebaka alohan' ny hahafatesany (fampianarana kristianina).
Explanations in English  4  [1.7] lost
reduced to slavery
Explanations in French  5  [1.8] perdu
(autrefois) réduit en esclavage
Examples  6  Aiza izy no very? [1.318]
7  Vereza|very izay ho Vereza|very! [2.285]
8  Kapiteny, very isika! [2.471]
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
11  Imperative :
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
Analogs  17  diso toerana, tsy hita, nafoy, sira latsaka andrano, very an-tsavony, very faty, very momoka, very poka, very sioka, very tadidy, diso lalana, maniasia, mirenireny, tsy mahita lalana, voan' ny tamberintany
Compound words 
Titles  60  Tanala very sampy (Rabearivelo Jean-Joseph)
Proverbs  61  Proverbs containing the word very

Entry (2/2)62  very    
Part of speech  63  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  64  [1.32, 1.17, 1.28] tokoa
65  [1.32, 1.17] indrindra

Anagrams  66 

Updated on 2025/01/21